Debutant amin’ny Gitara ve ianao ? Te hahay hitendry sy hamaky note amin’ny Solfège ? Tongasoa eto amin’ny Gitarako.com ilay toerana idealy natokana hianarana, hifampizarana momba ny gitara klasika. Manana vaovao mahafinaritra lazaina anao zahay anio dia ny Fisoratana anarana en ligne izany raha mahaliana anao ny hanaraka fampianarana mitohy hahafahanao mitendry araka ny tokony ho izy ny gitaranao amin’ny fomba fitendry Klasika. Araho ato avy hatrany ary ireo tsara ho fantatra rehetra mialohan’ny hanarahanao ireo Lesona ato amin’ny Gitarako.
Tanjona :
- Mahay sy efa mizatra mandray an-tànana ny gitara araka ny fomba klasika (Ny Fihitsin’ny vàtana, ny tànana havia, tànana havanana, ny fomba fipotserana (buté) corde.
- Mahay manao accordage Gitara (Veloma hatreo ny gitara Mivàlana).
- Mahafantatra ny zavatra ilaina rehetra sy ny ilàna azy ao anatin’ny tontolon’ny Gitara sy ny mozika ankapobeny.
- Mahafehy ny naoty fototra (notes de base).
- Mahay manavaka ny haavon’ny feo.
- Fanazarana voalohany atao amin’ny “corde à vide” sy manao “déchiffrage” note tsotra amin’ny Solfège.
Contenu Cours
Tout Afficher
Fahalalàna fototra
Contenu de la Leçon
0% Terminé
0/2 Etapes
Contenu de la Leçon
0% Terminé
0/3 Etapes
Contenu de la Leçon
0% Terminé
0/2 Etapes
Notion de Solfège
9 Chapitres
Afficher
Contenu de la Leçon
0% Terminé
0/9 Etapes