Close

Fampidirana (Initiation à la Guitare Classique)

Sale!

Ar 35.000

Initiation, ireo zavatra tokony ho hay sy ireo tokony hanananao mialohan’ny hanarahanao ny fampianarana, ireo lesona ireo no lalovantsika kely na dia efa hita tao anaty ireo lesona fototra maimaimpoana aza izy ireo nefa dia tsy azo ialana raha tena te handalina misimisy kokoa ny Gitara Klasika. Aorian’ity ny mpianatra dia mahay sady mahafantatra ny ilana ireo kojakoja rehetra tokony hananana ho an’ny mpitendry Gitara Klasika. Mahay mandray an-tànana ny Gitarany araka ny fomba klasika, mahay manao “accordage” ny gitarany ihany koa. Tsy vitan’izay fa efa miditra sahady amin’ny theorie initiation Solfège ary ny fomba tsotra ampifanarahana izany amin’ny Gitara.

Amin’izao fiantombohany izao dia misy ny Fihenam-bidy izay atolotray koa aza tara ary.

Te hahay hamaky Solfège ho an'ny Gitara ?

Raiso amin'ny mailaka ireo vaovao mahakasika ny Fampianarana Gitara Klasika eto amin'ny Gitarako.com

Tsy ho aparitakay na aiza na aiza ny mombamomba anao

Hiditra amin'ny kaontiko
Fenoy ny solonanarana sy tenimiafina ahitanao ny Lesona
Mot de passe oublié
Saisissez votre adresse de messagerie ou votre identifiant et nous allons vous envoyer les instructions pour réinitialiser votre mot de passe.
0