Fampidirana (Initiation à la Guitare Classique)
Ireo tsara ho fantatra mialohan'ny hanarahanao ny fampianarana rehetra ato amin'ny Gitarako.com. Maimaimpoana izy ity ary tsara ny hanarahanao azy satria ato no hahitanao ny tokony ho atao sy ny zavatra ilaina rehetra mahakasika ny Fampianarana